-
Azonao Atao ny Mitoetra ho Madio ao Amin’ny Tontolo Iray Maloto Fitondran-tenaNy Tilikambo Fiambenana—2000 | 15 Jolay
-
-
Namaly toy izao i Solomona: “Fandrao omenao ho an’ny sasany ny voninahitrao, ary ny taonanao ho an’izay lozabe;
-
-
Azonao Atao ny Mitoetra ho Madio ao Amin’ny Tontolo Iray Maloto Fitondran-tenaNy Tilikambo Fiambenana—2000 | 15 Jolay
-
-
Manantitrantitra i Solomona, araka izany, fa vidina lafo ny fanaovana fahalotoam-pitondran-tena. Mifanindran-dalana ny fanitsakitsaham-bady sy ny fahaverezan’ny fahamendrehan’ny tena, na ny hajan’ny tena. Tsy mampietry tokoa ve ny hampiasantsika ny tenantsika, sy ny an’ny hafa koa, ho fanomezana fahafaham-po ny faniriana maloto fotsiny? Moa ve tsy fampisehoana tsy fahampian’ny fanajan-tena ny fanaranam-po, amin’ny fanaovana firaisana maloto, amin’ny olona tsy vadintsika?
-