-
Mitokia Amin’i Jehovah, Rehefa Miatrika Zava-tsarotraNy Faminanian’i Isaia—Fahazavana ho An’ny Olombelona Rehetra I
-
-
10. a) Ahoana no ahafahan’ny Kristianina marina manahaka an’i Jehovah? b) Nanolo-kevitra ny hanao inona ho an’i Ahaza moa i Jehovah?
10 Angamba nitory tsy finoana ny tarehin’i Ahaza, satria hoy i Jehovah, tamin’ny alalan’i Isaia: “Raha tsy mety mino hianareo, dia tsy ho tafatoetra.”
-