-
Mitokia Amin’i Jehovah, Rehefa Miatrika Zava-tsarotraNy Faminanian’i Isaia—Fahazavana ho An’ny Olombelona Rehetra I
-
-
b Ampitahaina amin’ny vorona iray mampivelatra ny elany, izay “hanenika ny taninao”, koa i Asyria. Araka izany, na aiza na aiza hitaran’ilay tany, dia ho rakotry ny tafika asyrianina izy io.
-
-
Mitokia Amin’i Jehovah, Rehefa Miatrika Zava-tsarotraNy Faminanian’i Isaia—Fahazavana ho An’ny Olombelona Rehetra I
-
-
dia himaona fatratra izy ka hihatra amin’ny Joda ary hanafotra sady mbola hisondrotra ihany mandra-pahatongany havozona; ary ny fipasany eny an-daniny roa dia hanenika ny taninao, ry Imanoela ô.”—Isaia 8:5-8.
-
-
Mitokia Amin’i Jehovah, Rehefa Miatrika Zava-tsarotraNy Faminanian’i Isaia—Fahazavana ho An’ny Olombelona Rehetra I
-
-
Manaraka izany, hoy i Isaia, ireo “rano” nisondrotra dia “himaona fatratra (...) ka hihatra amin’ny Joda”, ary ho tonga “havozona”, hatrany Jerosalema, nisy ny lohan’i Joda (ny mpanjakany).b Amin’izao androntsika izao, ireo lafiny ara-politika izay hamono ho faty ny fivavahan-diso dia hitady hangeja ny mpanompon’i Jehovah toy izany koa, ka hanodidina azy ireo ary ho tonga “havozona”. (Ezekiela 38:2, 10-16). Inona no hiafaran’izany? Inona moa no nitranga tamin’ny andron’i Isaia? Moa ve ny Asyrianina nanafotra ireo mandan’ilay tanàna, ka nandripaka ny vahoakan’Andriamanitra? Tsia. Nomba azy ireo Andriamanitra.
-