-
Aza Matahotra An’ilay AsyrianinaNy Faminanian’i Isaia—Fahazavana ho An’ny Olombelona Rehetra I
-
-
13. Fantaro ary lazao izay hanjo a) an’ireo ‘tremalahy’. b) an’ireo ‘ahidratsy sy kirihitr’ala’. d) “ny voninahitry ny alany”.
13 Inona no hanjo an’ilay Asyrianina? “Izany no anateran’ny Tompo, dia ny Tompon’ny maro, fahahiazana amin’ny tremalahiny; ary ao ambanin’ny voninahiny dia hisy mirehitra toy ny firehitry ny afo.
-
-
Aza Matahotra An’ilay AsyrianinaNy Faminanian’i Isaia—Fahazavana ho An’ny Olombelona Rehetra I
-
-
Eny, hampietry an’io “tsorakazo” asyrianina io i Jehovah! Ireo “tremalahy” tao amin’ny tafika asyrianina, izany hoe ireo miaramilany tomady, dia ho voan’ny “fahahiazana”. Tsy dia hatanjaka intsony ny ho fahitana azy ireo!
-