-
Aza Mitsahatra Miandry An’i JehovahNy Faminanian’i Isaia—Fahazavana ho An’ny Olombelona Rehetra I
-
-
20 “Hanome ranonorana ho an’ny voa nafafinao any an-tsaha Izy, sy mofo vokatry ny tany sady tsara no vokatra; ary amin’izany andro izany ny ombinao dia hihinana eny amin’ny tany malalaka;
-
-
Aza Mitsahatra Miandry An’i JehovahNy Faminanian’i Isaia—Fahazavana ho An’ny Olombelona Rehetra I
-
-
Mofo, izay “sady tsara no vokatra”—feno otrikaina mahasalama—no ho foto-tsakafon’ny olona isan’andro. Ho tondraka aoka izany ny vokatry ny tany, ka na ny biby aza dia handray soa avy aminy.
-