-
Lanitra Vaovao sy Tany VaovaoApokalypsy—Akaiky Ilay Fiafarana Miavaka!
-
-
6, 7. a) Inona no fampanantenana lehibe nambaran’i Jaona, ary iza no hahazo izany fitahiana izany? b) Inona no nolazain’i Isaia momba ny paradisa ara-panahy sy ara-bakiteny?
6 Hoy indray i Jaona: “Ary hofafany ny ranomaso rehetra amin’ny mason’izy ireo, ka tsy hisy fahafatesana intsony, sady tsy hisy intsony ny alahelo na ny fitarainana na ny fanaintainana, fa efa lasa ny zavatra taloha.” (Apokalypsy 21:4) Mampahatsiahy antsika fampanantenana taloha koa izany.
-
-
Lanitra Vaovao sy Tany VaovaoApokalypsy—Akaiky Ilay Fiafarana Miavaka!
-
-
7 Amin’izany, hoy i Isaia: “Dia hampahiratina ny mason’ny jamba, ary hampahaladìna ny sofin’ny marenina. Dia hitsambikina tahaka ny diera ny mandringa, ary hihoby ny lelan’ny moana.” (Isaia 35:5, 6)
-