-
Mpitondra Fahazavana — Ho Amin’ny Zava-kendrena Inona?Ny Tilikambo Fiambenana—1993 | 15 Janoary
-
-
7. Nahoana ny fampanantenana ao amin’ny Isaia 42:1-4 sy ny fahatanterahany tamin’ny taonjato voalohany no samy mameno fanantenana antsika?
7 I Jesosy Kristy mihitsy no antoka ny amin’ny fahatanterahan’ireo fampanantenana lehibe ireo. Nifandray tamin’ny fanasitranan’i Jesosy ireo olona nijaly, dia nampiharin’ny apostoly Matio taminy izay voasoratra ao amin’ny Isaia 42:1-4. Toy izao no voalazan’ny ampahany amin’io andinin-teny io: “Indro ny Mpanompoko, Izay tantanako, dia Ilay voafidiko sady sitraky ny foko; napetrako tao aminy ny Fanahiko; hamoaka [ny rariny, NW] ho an’ny jentilisa Izy.”
-