-
“Ilay Voafidiko Sady Sitraky ny Foko”!Ny Faminanian’i Isaia—Fahazavana ho An’ny Olombelona Rehetra II
-
-
‘Mpanompo izay sady marenina no jamba’
26, 27. Ahoana no nisehoan’ny Isiraely ho ‘mpanompo izay sady marenina no jamba’, ary inona avy no ho vokany?
26 Nahatoky hatramin’ny fahafatesana i Jesosy Kristy, ilay Mpanompo Voafidin’Andriamanitra. Ny Isiraely, vahoakan’i Jehovah, kosa anefa mpanompo tsy nahatoky, marenina sady jamba ara-panahy. Hoy i Jehovah tamin’izy ireo: “Mihainoa hianareo, ry marenina; ary mijere, ry jamba, mba hahita.
-
-
“Ilay Voafidiko Sady Sitraky ny Foko”!Ny Faminanian’i Isaia—Fahazavana ho An’ny Olombelona Rehetra II
-
-
27 Nahonena tokoa ny fivadihan’ny Isiraely! Imbetsaka izy ireo no nania ka nivavaka tamin’ny andriamanitra demonian’ireo firenena. Nandefa iraka tsy an-kijanona i Jehovah, nefa tsy nihaino ny vahoakany. (2 Tantara 36:14-16)
-