-
Nanambara Fahafahana Ilay Andriamanitra MarinaNy Faminanian’i Isaia—Fahazavana ho An’ny Olombelona Rehetra II
-
-
Ahoana no ahafahan’ny olona mivavaka amin-javatra tsy manana aina? Nasehon’i Isaia toy izao fa ao am-pon’ny olona ilay zava-manahirana: “Tsy mahalala na mahafantatra ireny; fa voatampina ny masony ka tsy mahita, ary ny fony, ka tsy mahalala.
-