-
“Andriamanitra Marina Sady Mpamonjy” i JehovahNy Faminanian’i Isaia—Fahazavana ho An’ny Olombelona Rehetra II
-
-
Alaharo, ka asehoy mazava; eny, aoka hiara-misaina izy: Iza no efa nanambara izany hatrizay hatrizay? Iza no efa nilaza izany hatramin’ny fahiny? Tsy Izaho Jehovah va? Fa tsy misy Andriamanitra afa-tsy Izaho, dia Andriamanitra marina sady Mpamonjy; eny, tsy misy afa-tsy Izaho.” (Isaia 45:20, 21)
-
-
“Andriamanitra Marina Sady Mpamonjy” i JehovahNy Faminanian’i Isaia—Fahazavana ho An’ny Olombelona Rehetra II
-
-
Ireo nivavaka tamin’i Jehovah kosa anefa nahita fa manana ny hery hampitrangana ireo zavatra nolazainy mialoha “hatramin’ny fahiny” ilay Andriamaniny. Anisan’izany ny famonjena ny vahoakany babo tany Babylona. Mampiavaka an’i Jehovah amin’ny andriamani-kafa rehetra ny hery sy ny fahitan-javatra mialoha toy izany. Tena “Andriamanitra marina sady Mpamonjy” tokoa izy.
-
-
“Andriamanitra Marina Sady Mpamonjy” i JehovahNy Faminanian’i Isaia—Fahazavana ho An’ny Olombelona Rehetra II
-
-
Ary toy ny nanatanterahany ilay faminaniana momba an’i Kyrosy, no hanatanterahany izay faminaniana ara-baiboly hafa rehetra mbola tsy tanteraka. Afaka matoky àry ny mpanompon’i Jehovah fa tsy ho ela i Jehovah dia hiseho indray ho “Andriamanitra marina sady Mpamonjy.”
-