-
Ao Amin’ny Tempoliny Masina i Jehovah AndriamanitraNy Faminanian’i Isaia—Fahazavana ho An’ny Olombelona Rehetra I
-
-
15, 16. a) Inona no tokony holazain’i Isaia tamin’‘io firenena io’, ary hanao ahoana ny fihetsik’izy ireo? b) Nanan-tsiny ve i Isaia tamin’izany fihetsiky ny vahoaka izany? Hazavao.
15 Izao i Jehovah dia manoritra izay holazain’i Isaia sy izay ho fihetsiky ny olona: “Mandehana, ka lazao amin’ity firenena ity hoe: Mandrenesa mandrakariva ihany hianareo, nefa aza mahalala; ary mijere mandrakariva ihany hianareo, nefa aza mahafantatra.
-
-
Ao Amin’ny Tempoliny Masina i Jehovah AndriamanitraNy Faminanian’i Isaia—Fahazavana ho An’ny Olombelona Rehetra I
-
-
Midika ve izany fa tokony hivantambatam-piteny sy tsy hahay handanjalanja i Isaia, ka haharikoriko ny Jiosy, ary tsy hampanatona azy ireo an’i Jehovah? Tsia! Firenen’i Isaia ihany ireo, ary nahatsiaro ho mpihavana taminy izy. Ny tenin’i Jehovah anefa dia nanondro ny ho fihetsik’ilay vahoaka eo anatrehan’ilay hafatra, na nanao ahoana na nanao ahoana ny fahatokiana nasehon’i Isaia tamin’ny fanatanterahana ny asany.
16 Ilay vahoaka no nanan-tsiny. Hiteny “mandrakariva ihany” i Isaia, nefa tsy hanaiky ilay hafatra izy ireo, na hahazo hevi-javatra.
-