-
Ao Amin’ny Tempoliny Masina i Jehovah AndriamanitraNy Faminanian’i Isaia—Fahazavana ho An’ny Olombelona Rehetra I
-
-
Ataovy adala ny fon’ity firenena ity, ary ataovy lalodalovana ny sofiny, ary ataovy mikimpy ny masony, fandrao hahita ny masony, sy handre ny sofiny, ary hahalala ny fony, dia hibebaka izy ka ho sitrana.” (Isaia 6:9, 10).
-
-
Ao Amin’ny Tempoliny Masina i Jehovah AndriamanitraNy Faminanian’i Isaia—Fahazavana ho An’ny Olombelona Rehetra I
-
-
Ho be kiry ny ankamaroany, ka tsy hihontsina, toy ny hoe jamba sady marenina. Amin’ny fiverimberenana mankany aminy, i Isaia dia hamela an’‘io firenena io’ hampiseho fa tsy ta hahalala, na naniry hahazo hevi-javatra, izy ireo. Hasehony fa nanidy ny sainy sy ny fony tamin’ny hafatra nentin’i Isaia—ny hafatr’Andriamanitra—ho azy izy. Tena marina koa izany ny amin’ny olona amin’izao andro izao! Maro be aoka izany no tsy mety mihaino ny Vavolombelon’i Jehovah, rehefa mitory ny vaovao tsaran’ny Fanjakan’Andriamanitra ho avy izy ireo.
-