-
Baroka—Ilay Mpitan-tsoratra Tsy Nahafoy An’i JeremiaNy Tilikambo Fiambenana—2006 | 15 Aogositra
-
-
Ankoatra izany, dia toa afaka nifanerasera tamin’ny mpanolo-tsain’ny mpanjaka i Baroka, raha jerena ny Jeremia toko faha-36, izay hodinihintsika amin’ny an-tsipiriany. Hitantsika ao fa nahazo alalana i Baroka hiditra tao amin’ny efitr’i Gemaria, izay printsy na manam-pahefana. Nilaza antony manamarina izany i James Muilenberg, manam-pahaizana momba ny Baiboly. Hoy izy: “Afaka niditra tao amin’ny efitr’io mpitan-tsoratra io i Baroka, satria nanana zo hanao izany izy, sady anisan’ireo manam-pahefana tao an-dapa, izay tafavory mba hihaino ny famakiana ilay horonan-taratasy tamin’io fotoan-dehibe io. Niaraka tamin’ny mpiara-miasa aminy i Baroka tamin’izay.”
-
-
Baroka—Ilay Mpitan-tsoratra Tsy Nahafoy An’i JeremiaNy Tilikambo Fiambenana—2006 | 15 Aogositra
-
-
Nampiseho herim-po anefa i Baroka tamin’ny Novambra na Desambra 624 T.K. ‘Novakiny teo anatrehan’ny vahoaka rehetra tao an-tranon’i Jehovah ny tenin’i Jeremia tamin’ny taratasy, dia tao amin’ny efitranon’i Gemaria.’—Jeremia 36:8-10.
-