-
Fanontanian’ny MpamakyNy Tilikambo Fiambenana (Fianarana)—2016 | Martsa
-
-
Nisy feo re aloha, avy eo nisy zavatra nikatrokatroka, ary “indreny fa nifanatona ireo taolana: Samy nanatona ny namany avy izy ireo.”
-
-
Fanontanian’ny MpamakyNy Tilikambo Fiambenana (Fianarana)—2016 | Martsa
-
-
Nandeha tsikelikely ilay izy. Toy ny hoe nisy “zavatra nikatrokatroka”, nandritra ny an-jatony taona nialoha ny fotoanan’ny farany. Nisy ihany mantsy ny olona tsy nivadika, izay niezaka mafy nanohana ny fivavahana marina, na dia niely be aza ny fampianaran-diso. Niezaka namoaka Baiboly tamin’ny fiteny be mpampiasa, ohatra, ny sasany tamin’izy ireo. Ny hafa kosa nitory ny fahamarinana nianarany tao amin’ny Baiboly.
-