Daniela 9:26 (JP): “Aorian’ny enimpolo sy roa herinandro dia hovonoina ny voahosotra iray [“Mesia”, hebreo: Ma·shiʹach], ary tsy hisy intsony.” Mariho fa ny famonoana na ny fahafatesan’ny Mesia, dia hitranga alohan’ny fandravana ny tempoly faharoa tamin’ny 70 am.f.i., satria manohy toy izao ilay andininy: “Ary ny olon’ny mpanjaka iray izay ho avy dia handrava ny tanàna sy ny fitoerana masina.”