-
Boky ao Amin’ny Baiboly Faha-27 — Daniela“Ny Soratra Rehetra dia Ara-tsindrimandrin’Andriamanitra Sady Mahasoa”
-
-
Misy fizarana roa ao amin’ilay boky, raha ny marina. Ny voalohany, ny toko voalohany ka hatramin’ny faha-6, dia manolotra, araka ny fandehan’ny fotoana, ireo fanandraman-javatra hitan’i Daniela sy ireo namany tamin’ny fiasana tao amin’ny fitondram-panjakana, nanomboka tamin’ny 617 al.f.i. ka hatramin’ny 538 al.f.i. (Dan. 1:1, 21).
-
-
Boky ao Amin’ny Baiboly Faha-27 — Daniela“Ny Soratra Rehetra dia Ara-tsindrimandrin’Andriamanitra Sady Mahasoa”
-
-
Ny andininy farany amin’ny toko voalohany, izay nety ho nanampy ela be taorian’ny nanoratana ilay tapany teo aloha, dia mampiseho fa mbola teo am-piasana ho an’ny mpanjaka ihany i Daniela, tokony ho 80 taona taorian’ny nandehanany tany an-tsesitany, izay nety ho tamin’ny 538 al.f.i. tany ho any.
-