-
Samaria — Renivohitra iray anisan’ireo renivohitra tany avaratraNy Tilikambo Fiambenana—1991 | 1 Febroary
-
-
Mety hahaliana anao fa nahita vakina sary sokitra na takelaka vita tamin’ny ivory (vangin’elefanta), toy ny aseho eto, koa izany arkeôlôgy izany. Tadidio fa hatry ny ela ny 1 Mpanjaka 22:39 dia niresaka fa nanao “trano ivory” i Ahaba. Angamba izy io nisy fanaka voaravaka sary voasokitra vita tamin’ny ivory, toy ilay ‘farafara ivory’ tsara tarehy noresahin’i Amosa mpaminany, taonjato iray tatỳ aoriana. (Amosa 3:12, MN, 15; 6:1, 4) Anisan’ireo sary voasokitra teo amin’izy ireo dia nisy “sphinx” (sarim-biby sampona araka ny angano) manana elatra, mbamin’ny famantarana hafa avy amin’ny angano egyptiana.
-
-
Samaria — Renivohitra iray anisan’ireo renivohitra tany avaratraNy Tilikambo Fiambenana—1991 | 1 Febroary
-
-
Ao anatiny: Sampan-draharaha isiraeliana momba ny Fahagola sy ny Fitahirizana ny rakitry ny ela; Sary avy any amin’ny Fitahirizana ny rakitry ny ela any Isiraely, any Jerosalema
-