-
Sahia Mitory ny Tenin’AndriamanitraNy Tilikambo Fiambenana—2004 | 15 Novambra
-
-
Resahina ao ny momba ilay mpisorona notononintsika terỳ am-piandohana. ‘Amazia mpisorona tao Betela’ ilay izy. (Amosa 7:10) Foiben’ny fivavahan’ny mpivadi-pinoana teo amin’ny Israely i Betela, ary nivavaka tamin’ny ombilahy kely ny olona tao. Mpisoron’ilay fivavahana be mpanaraka tao amin’ilay firenena àry i Amazia.
-
-
Sahia Mitory ny Tenin’AndriamanitraNy Tilikambo Fiambenana—2004 | 15 Novambra
-
-
Nampirisihiny handrara ny asan’i Amosa koa ny fanjakana, ka hoy izy tamin’ny Mpanjaka Jeroboama II: “Amosa efa nanao tetika hikomy aminao teo amin’ny taranak’Isiraely.” (Amosa 7:10) Nampangain’i Amazia ho mpamadika i Amosa!
-