-
Boky ao Amin’ny Baiboly Faha-38 — Zakaria“Ny Soratra Rehetra dia Ara-tsindrimandrin’Andriamanitra Sady Mahasoa”
-
-
3. a) Ahoana no ahafantarana hoe iza moa i Zakaria, ary nahoana no mifanentana tsara ny anarany? b) Oviana no nolazaina sy noraketina an-tsoratra ny faminanian’i Zakaria?
3 Iza moa i Zakaria? Misy olona 30 samy hafa eo ho eo tononina ao amin’ny Baiboly mitondra ny anarana hoe Zakaria. Kanefa, ny mpanoratra ilay boky mitondra io anarana io dia ampahafantarina ho ilay “Zakaria mpaminany, zanak’i Berekia, zanak’Ido”. (Zak. 1:1; Ezra 5:1; Neh. 12:12, 16).
-
-
Boky ao Amin’ny Baiboly Faha-38 — Zakaria“Ny Soratra Rehetra dia Ara-tsindrimandrin’Andriamanitra Sady Mahasoa”
-
-
Tamin’ny “volana fahavalo tamin’ny taona faharoa nanjakan’i Dariosa” (Oktobra/Novambra 520 al.f.i.) no nanohizana indray ny fanorenana ilay tempoly sy nanombohan’i Zakaria naminany. (1:1).
-