-
Mamela Heloka toy ny Ataon’i Jehovah ve Ianao?Ny Tilikambo Fiambenana—1994 | 15 Oktobra
-
-
18. Nanao ahoana ny fiheveran’i Petera ny famelan-keloka raha ampitahaina amin’ny fiheveran’i Jesosy?
18 Taloha kelin’ny nanomezan’i Jesosy ilay fanoharana etsy ambony, dia nanatona azy i Petera ary nanontany hoe: “Tompoko, impiry moa no hanotan’ny rahalahiko amiko, ka havelako izy? Hatramin’ny impito va?” Nihevitra i Petera fa efa nalala-tanana aoka izany izy tamin’izay.
-
-
Mamela Heloka toy ny Ataon’i Jehovah ve Ianao?Ny Tilikambo Fiambenana—1994 | 15 Oktobra
-
-
Zara raha ampy ho an’ny andro iray ny impito, araka ny voalazan’i Jesosy hoe: “Mitandrema hianareo; fa raha manota ny rahalahinao, dia teneno mafy izy, ka raha mibebaka izy, dia mamelà ny helony. Ary raha manota aminao impito indray andro izy, ary mivalo aminao impito kosa manao hoe: Mibebaka aho, dia mamelà ny helony.” (Lioka 17:3, 4). Rehefa mamela heloka i Jehovah, dia tsy mitana an-tsoratra ny fahotantsika izy — soa ihany ho antsika.
-