-
Fanoharana Roa Momba ny TanimboalobokaI Jesosy no Lalana sy Fahamarinana ary Fiainana
-
-
Nankeo amin’ny voalohany izy ka niteny hoe: ‘Andeha, anaka, miasa any an-tanimboaloboka anio.’ Ary namaly io hoe: ‘Eny, tompoko, handeha aho’, nefa tsy nandeha izy.
-
-
Fanoharana Roa Momba ny TanimboalobokaI Jesosy no Lalana sy Fahamarinana ary Fiainana
-
-
Toa an’ilay zanaka voalohany kosa ny mpitondra fivavahana, satria nilaza ho nanompo an’Andriamanitra nefa tsy tena nanao an’izany. Hoy àry i Jesosy: “Tonga teo aminareo i Jaona [Mpanao Batisa] nampianatra ny lalan’ny fahamarinana, kanefa tsy nino azy ianareo, fa ny mpamory hetra sy ny mpivaro-tena kosa nino azy. Ary na nahita izany aza ianareo, dia tsy nanenina avy eo, mba hahafahanareo hino azy.”
-