-
Nalana sarona tamin’ny alalan’ireo fanoharana ny amin’ny tanimboalobokaIlay Lehilahy Niavaka Indrindra Teto An-tany
-
-
Nanatona ilay faharoa izy ka niteny toy izany koa. Ho valiny, dia hoy io hoe: ‘Tsy handeha aho’. Tatỳ aoriana, dia nanenina izy ka nandeha ihany.
-
-
Nalana sarona tamin’ny alalan’ireo fanoharana ny amin’ny tanimboalobokaIlay Lehilahy Niavaka Indrindra Teto An-tany
-
-
Nanazava toy izao àry i Jesosy: “Lazaiko aminareo marina tokoa fa ny mpamory hetra sy ny vehivavy janga efa mialoha anareo ho amin’ny fanjakan’Andriamanitra.” Ny mpamory hetra sy ny vehivavy janga, raha ny marina, teo am-boalohany, dia nanda ny hanompo an’Andriamanitra. Kanefa, tatỳ aoriana, tahaka ilay zanaka faharoa, dia nanenina izy ireo ary nanompo an’Andriamanitra ihany.
-