-
Fitaran’ny Asa Mandritra ny Fanatrehan’i KristyNy Tilikambo Fiambenana—1993 | 1 Mey
-
-
15 Mariho ireto teny nataony ao amin’ny Matio 25:31-33 ireto: “Ary raha tonga ny Zanak’olona amin’ny voninahiny, arahin’ny anjely rehetra, dia hipetraka eo ambonin’ny seza fiandrianan’ny voninahiny Izy;
-
-
Fitaran’ny Asa Mandritra ny Fanatrehan’i KristyNy Tilikambo Fiambenana—1993 | 1 Mey
-
-
16. Ahoana no anangonana ireo firenena sy anavahana ireo olona?
16 Tonga tao amin’ny voninahiny i Jesosy tamin’ny 1914. Nitarika ny asa izy sy ny anjeliny rehetra ka nanafika ary nandroaka ireo demonia fahavalony avy tany an-danitra. Izay voalaza manaraka ao amin’ilay fanoharany dia manampy antsika hahatakatra fa ny fipetrahan’i Jesosy eo ambony seza fiandrianana be voninahitra iray dia mampiseho toeram-pitsarana atao mandritra ny fanatrehany.
-