-
Mendrika Voninahitra sy Fanajana ny Vehivavy KristianaNy Tilikambo Fiambenana—1995 | 15 Jolay
-
-
Ary raha ravehivavy kosa no misaotra ny lahy ka manambady olon-kafa, dia mijangajanga izy.” (Marka 10:10-12;
-
-
Mendrika Voninahitra sy Fanajana ny Vehivavy KristianaNy Tilikambo Fiambenana—1995 | 15 Jolay
-
-
13. Mahakasika ny fisaraham-panambadiana, ahoana no nanehoan’i Jesosy fa eo ambanin’ny rafitra kristiana, dia ho iray ihany ny fari-pitsipika ho an’ny lehilahy sy ny vehivavy?
13 Fahatelo, tamin’ilay fitenenana hoe “raha ravehivavy kosa no misaotra” dia neken’i Jesosy ny zon’ny vehivavy iray hisaotra na hisaraka amin’ny vady tsy nahatoky iray — dia fanao izay toa fantatra kanefa tsy fahita teo ambanin’ny lalàna jiosy tamin’izany andro izany.c Voalaza fa “ny vehivavy iray dia azo isarahana na sitrany izany na tsia, fa ny lehilahy iray kosa, dia raha sitrany ihany.” Araka ny voalazan’i Jesosy anefa, eo ambanin’ny rafitra kristiana, dia fari-pitsipika mitovy no hihatra amin’ny lehilahy sy ny vehivavy.
-