-
Nisakafo tao Amin’ny Fariseo IrayI Jesosy no Lalana sy Fahamarinana ary Fiainana
-
-
Lozanareo, satria manorina ny fasan’ny mpaminany ianareo, nefa ny razanareo no namono azy ireny!”—Lioka 11:45-47.
-
-
Nisakafo tao Amin’ny Fariseo IrayI Jesosy no Lalana sy Fahamarinana ary Fiainana
-
-
Ny razamben’izy ireo no namono ny mpaminany, nanomboka tamin’i Abela. Nanahaka ny toe-tsaina sy fanaon’ny razambeny izy ireo, nefa niseho ho nanaja ny mpaminany ka nanao fasana ho azy ireo. Tiany hovonoina aza ilay Mpaminanin’Andriamanitra lehibe indrindra.
-