-
Aoka ianao ho vonona hatrany!Ilay Lehilahy Niavaka Indrindra Teto An-tany
-
-
Tsy namaly azy nivantana i Jesosy, fa nanome fanoharana hafa iray kosa. “Iza marina tokoa moa no mpitandrin-draharaha mahatoky”, hoy izy nanontany, “izay hotendren’ny tompony hifehy ny fitambaran’ireo mpanompony mba tsy hitsaharany hanome azy ny anjara haniny amin’ny fotoana mety?
-
-
Aoka ianao ho vonona hatrany!Ilay Lehilahy Niavaka Indrindra Teto An-tany
-
-
Miharihary fa ny “tompo” dia i Jesosy Kristy. Ny “mpitandrin-draharaha” dia sary mampiseho ny “andian’ondry vitsy” misy ireo mpianatra raisina amin’ny fitambarany, ary ny ‘fitambaran’ireo mpanompo’ dia manondro io antokon’ireo 144 000, izay handray ny Fanjakana any an-danitra, io ihany, saingy mampisongadina ny asa ataon’ny isam-batan’olona ao aminy io fitenenana io.
-