-
‘Nandinika Lalina tao Am-pony Izy’Tahafo ny Finoan’izy Ireo
-
-
) Rehefa 40 andro indray ilay zaza, dia nentin’izy mivady tany amin’ny tempolin’i Jerosalema. Nanao fanati-panadiovana izy ireo, ka zana-boromailala roa no natolony. Nahazo nanolotra an’ireo fanatitra ireo ny mahantra, raha tsy nahatakatra ondrilahy sy domohina iray. Tsy nahamenatra an’i Maria sy Josefa izany.
-