-
Nahatanteraka ny Fanirian’ny Fony IzyNy Tilikambo Fiambenana—1994 | 15 Martsa
-
-
Hafaliana moa ny an’i Simeona nitrotro an’i Jesosy zaza! Io no Ilay ho Mesia nampanantenaina — “ny Kristin’ny Tompo [Jehovah]”. Teo amin’izany fahalehibeazany efa nandroso dia nandroso izany, i Simeona dia tsy afaka nanantena ny hijery an’i Jesosy hanatanteraka ny asa nanirahana azy eto an-tany. Kanefa dia nampitolagaga ny nahita azy zazakely. Nanomboka tanteraka ireo faminaniana momba ny Mesia.
-