-
Haharihary ny Zanak’olonaI Jesosy no Lalana sy Fahamarinana ary Fiainana
-
-
Nila nitandrina ireo mpianatra mba tsy ho variana tamin’ireo ‘zavatra tany aoriany’, izany hoe ny zavatra teo amin’ilay tontolo nisy azy ireo. Hoy i Jesosy: “Amin’izany andro izany, izay eo an-tampon-trano aoka tsy hidina haka ny entany ao an-trano, ary izay any an-tsaha aoka koa tsy hiverina any amin’izay zavatra any aoriany.
-