-
Nalana sarona tamin’ny alalan’ireo fanoharana ny amin’ny tanimboalobokaNy Tilikambo Fiambenana—1990 | 1 Aprily
-
-
Avy eo dia nasehon’i Jesosy fa ny fahadisoan’ireo mpitondra fivavahana dia tsy tamin’ny hoe nanao tsirambina ny fanompoana an’Andriamanitra fotsiny izy ireo. Tsia, fa tena olon-dratsy, ratsy fanahy tokoa izy ireo. “Nisy lehilahy tompon-trano, hoy ny fitantaran’i Jesosy, nanao tanimboaloboka, dia namefy azy manodidina, ary dia nahofany tamin’olona mpiasa tany izany, ka nandeha ho any amin’ny tany hafa izy. Ary rehefa mby akaiky ny taom-pahavokarana, dia naniraka ny mpanompony izy hankany amin’ny mpiasa tany handray ny vokatra.
-
-
Nalana sarona tamin’ny alalan’ireo fanoharana ny amin’ny tanimboalobokaNy Tilikambo Fiambenana—1990 | 1 Aprily
-
-
Ny “mpanompo” dia ireo mpaminany izay nirahin’ny “tompon-trano”, Jehovah Andriamanitra, ho any amin’ny “mpiasa” ny ‘tanimboalobony’. Ireo mpiasa tany dia ireo mpitondra teo amin’ny firenen’i Isiraely izay tondroin’ny Baiboly ho toy ny ‘tanimboalobok’Andriamanitra’.
-
-
Nalana sarona tamin’ny alalan’ireo fanoharana ny amin’ny tanimboalobokaNy Tilikambo Fiambenana—1990 | 1 Aprily
-
-
Ny vokatra nantenain’i Jehovah ho azo avy amin’ireo mpiasa tany dia ny finoana ny Zanany, ilay tena Mesia.
-