-
Ireo valan’ondry sy ny Mpiandry ondryIlay Lehilahy Niavaka Indrindra Teto An-tany
-
-
Nisy olon-kafa tonga ary nihambo ho ny Mesia, na Kristy, nefa izy ireo tsy ilay tena mpiandry marina noresahin’i Jesosy raha nanohy ny teniny toy izao izy: “Mamoha ny varavarana ho azy ny mpiandry varavarana, ary mihaino ny feony ny ondry, sady miantso ny ondriny amin’ny anarany avy izy ka mitarika azy ireo.
-
-
Ireo valan’ondry sy ny Mpiandry ondryIlay Lehilahy Niavaka Indrindra Teto An-tany
-
-
Ny “mpiandry varavarana” tamin’ilay valan’ondry voalohany dia i Jaona Mpanao batisa. Tamin’ny naha-mpiandry varavarana azy, i Jaona dia ‘namoha ny varavarana’ ho an’i Jesosy tamin’ny fampahafantarana azy tamin’ireo ondry ara-panoharana izay hoentiny hivoaka hiraoka ahitra. Ireo ondry nantsoin’i Jesosy tamin’ny anarany avy ireo ka nentiny nivoaka dia horaisina ao amin’ny valan’ondry hafa iray amin’ny farany,
-