-
Sampany Mamokatra Izy Ireo Sady Naman’i JesosyI Jesosy no Lalana sy Fahamarinana ary Fiainana
-
-
Tsy ampy anefa ny hoe tia an’i Jehovah Andriamanitra sy ny Zanany. Hoy mantsy i Jesosy: “Izao no didiko, dia ny mba hifankatiavanareo toy ny nitiavako anareo. Tsy misy manana fitiavana lehibe noho izao, dia ny mahafoy ny ainy ho an’ny namany.
-
-
Sampany Mamokatra Izy Ireo Sady Naman’i JesosyI Jesosy no Lalana sy Fahamarinana ary Fiainana
-
-
Nanaporofo ny fitiavany i Jesosy, ora vitsivitsy taorian’izay. Nanome ny ainy izy mba hamonjena an’izay rehetra maneho finoana azy. Tokony handrisika ny mpanara-dia azy hifankatia sy hahafoy tena koa izany.
-