-
Nahita ny Mesia Izy IreoNy Tilikambo Fiambenana—2011 | 15 Aogositra
-
-
17. Ahoana no nahatanterahan’ny Zakaria 12:10 sy ny Salamo 34:20?
17 Holefonina ny Mesia, nefa tsy hisy ho tapaka ny taolany. Milaza ny Zakaria 12:10 fa “hijery an’Ilay nolefoniny” ny mponin’i Jerosalema.
-
-
Nahita ny Mesia Izy IreoNy Tilikambo Fiambenana—2011 | 15 Aogositra
-
-
Izany tokoa no nitranga. Hoy ny apostoly Jaona: ‘Nolefonin’ny iray tamin’ireo miaramila ny takiban’i Jesosy, ka tonga dia nisy ra sy rano nivoaka. Ary vavolombelon’izany ilay nahita maso, sady marina ny fanambarany. Nitranga izany mba hahatanteraka ny Soratra Masina manao hoe: “Tsy hisy ho torotoro ny taolany”, sy ilay hoe: “Hijery an’Ilay nolefoniny izy ireo.”’—Jaona 19:33-37.
-