-
Miorina mafy ao amin’ny finoana ny vahoakan’i JehovahNy Tilikambo Fiambenana—1990 | 15 Septambra
-
-
(16:1-5).
-
-
Miorina mafy ao amin’ny finoana ny vahoakan’i JehovahNy Tilikambo Fiambenana—1990 | 15 Septambra
-
-
20. Vokatra inona no nentin’ny fanekena ny taratasin’ny kolejy foibe tamin’ny taonjato voalohany, ary araka ny hevitrao, tokony hitondra vokatra inona ho antsika izany?
20 Niaraka tamin’i Timoty ry Paoly sy Silasy ary nanolotra hotandreman’ireo mpianatra ireo didy navoaky ny kolejy foibe. Ary inona no vokany? Toa niresaka ny amin’i Syria sy Kilikia ary Galatia i Lioka raha nanoratra hoe: “Nihanahery [niorina mafy tao amin’ny, MN] finoana ny fiangonana sady nihamaro isan-andro.” Eny tokoa, ny fanekena ny taratasin’ny kolejy foibe dia nitarika ho amin’ny firaisan-tsaina sy ny fanambinana ara-panahy.
-