-
Ady Mafy ho An’ny Vaovao Tsara Tany TesalonikaNy Tilikambo Fiambenana—2012 | 1 Jona
-
-
Efa zatra ny Soratra Masina ny Jiosy ka mora mahatakatra ny vaovao tsara ary azon’i Paoly anombohan-dresaka. Matetika àry i Paoly no nitady Jiosy aloha, isaky ny tonga ao amin’ny tanàna iray. Misy manam-pahaizana mieritreritra fa nanao izany i Paoly, angamba satria nihevitra ny mpiray firenena aminy izy, na te hanomboka ny asany eo anivon’ireo hafa firenena ka ny Jiosy sy ny olona matahotra an’Andriamanitra no nitoriany voalohany.—Asan’ny Apostoly 17:2-4.
Tonga dia nankany amin’ny synagoga àry i Paoly rehefa tonga tany Tesalonika, ka “nandresy lahatra [ny Jiosy], niorina tamin’ny Soratra Masina.
-
-
Ady Mafy ho An’ny Vaovao Tsara Tany TesalonikaNy Tilikambo Fiambenana—2012 | 1 Jona
-
-
“Nandresy lahatra” azy ireo sy ‘nanazava’ ary ‘nanaporofo tamin’ny alalan’izay voasoratra’ tao amin’ny Soratra Masina àry i Paoly.a
-
-
Ady Mafy ho An’ny Vaovao Tsara Tany TesalonikaNy Tilikambo Fiambenana—2012 | 1 Jona
-
-
a Andinin-teny toa an’ireto angamba no nampiasain’i Paoly: Salamo 22:7; 69:21; Isaia 50:6; 53:2-7 ary Daniela 9:26.
-