-
Mandresy ny Tenin’i Jehovah!Ny Tilikambo Fiambenana—1990 | 15 Septambra
-
-
Nony farany, ny mpitahiry ny didy (izay nitarika ny fitondrana ny tanàna) dia niteny fa afaka mandahatra ny fiampangany teo anoloan’ny governora iray, izay nahazo lalana hanao fanapahan-kevitra ara-pitsarana, ireo mpiasa tanana, na koa azon’ny “fivoriana voatendrin’ny lalàna” tsaraina ny raharahan’izy ireo. Raha tsy izany, dia azon’i Roma natao ny niampanga io fivoriana tsy voatendrin’ny lalàna io ho mpanakorontana. Rehefa avy niteny izany izy, dia nampirava azy.
-