-
Ambarao amim-pahasahiana ny Fanjakan’i Jehovah!Ny Tilikambo Fiambenana—1990 | 15 Septambra
-
-
(27:1-26, MN )
-
-
Ambarao amim-pahasahiana ny Fanjakan’i Jehovah!Ny Tilikambo Fiambenana—1990 | 15 Septambra
-
-
Rehefa avy niala teo izy mba ho any Foiniksa, dia tratran’ny rivotra mahery avaratra atsinanana. Natahotra ny ho fefika teo amin’ny Syrtisy (fasika mandrevo), teny amoron-tsirak’i Afrika avaratra ireo tantsambo ka “nampidina ny lay”, dia ireo lain-tsambo sy salazan-tsambo angamba. Avy eo dia nofatorana tady nanodidina ilay vatan-tsambo mba tsy hahavaky azy. Mbola nahilangilan’ny rivo-mahery ihany ilay sambo ny ampitson’iny ka nohamaivanina tamin’ny fanariana entana tany an-dranomasina. Ny andro fahatelo, dia narian’izy ireo ny fitaovana (ny lay na ny salazan-tsambo fanampiny).
-