-
2 | Aza Mamaly FatyNy Tilikambo Fiambenana (Besinimaro)—2022 | No. 1
-
-
Fampianaran’ny Baiboly:
“Aza mamaly ratsy ny ratsy na amin’iza na amin’iza. ... Raha azo atao, ka mbola miankina aminareo koa, dia mihavàna amin’ny olona rehetra. Aza mamaly faty ... Fa voasoratra hoe: ‘“Ahy ny famaliana, ary izaho no hamaly”, hoy i Jehovah.’”—ROMANINA 12:17-19.
Inona no dikan’izany?
Ara-dalàna raha tezitra isika rehefa nisy nanao ratsy tamintsika. Na izany aza, dia tsy tian’Andriamanitra hamaly faty isika. Ampirisihiny hiandry azy kosa isika, satria tsy ho ela izy dia hanitsy ny tsy rariny rehetra.—Salamo 37:7, 10.
-