-
Fantatrao Ve?Ny Tilikambo Fiambenana—2010 | 1 Aogositra
-
-
Fa amin’Andriamanitra, dia hanitr’i Kristy eo amin’ireo hovonjena sy eo amin’ireo ho ringana isika: Amin’ireo ho ringana, dia fofona avy amin’ny fahafatesana ho amin’ny fahafatesana, ary amin’ireo hovonjena dia hanitra avy amin’ny fiainana ho amin’ny fiainana.’—2 Korintianina 2:14-16.
-
-
Fantatrao Ve?Ny Tilikambo Fiambenana—2010 | 1 Aogositra
-
-
Milaza Ny Rakipahalalana Ara-baiboly Iraisam-pirenena (anglisy) fa “mety ho avy amin’ilay fandoroana emboka manitra fanaon’ny Romanina mandritra ilay filaharana” ilay sarin-teny momba ny “hanitr’i Kristy”, izay midika ho fiainana ho an’ny sasany fa fahafatesana ho an’ny hafa. “Midika ho fandresena ho an’ireo mpandresy ilay hanitra, nefa mampahatsiahy an’ireo babo fa mety hovonoina tsy ho ela izy ireo”, hoy ilay boky.a
-