-
Mpiandraikitra Voatendry Hiandry ny Andian’ondryVoalamina mba Hanao ny Sitrapon’i Jehovah
-
-
8 Tsy tokony ho ankizilahy ny mpiandraikitra na lehilahy mbola zazavao amin’ny finoana, fa tokony ho Kristianina efa za-draharaha, mahay tsara izay voalazan’ny Baiboly, mahatakatra tsara an’ireo fampianarana lalina ao amin’ny Soratra Masina, ary tena tia ny olona eo anivon’ny fiangonana. Tokony ho sahy hanitsy an’izay manao ratsy izy ireo, mba hiarovana ny andian’ondry amin’ireo olona tia tena sy mpanararaotra. (Isaia 32:2) Tokony ho hitan’ny fiangonana hoe olona matotra ny mpiandraikitra, ary tena miahy ny ondrin’Andriamanitra.
-
-
Mpiandraikitra Voatendry Hiandry ny Andian’ondryVoalamina mba Hanao ny Sitrapon’i Jehovah
-
-
tsy zazavao amin’ny finoana, sao izy hirehareha ka ho voaheloka hoatran’ny nanamelohana ny Devoly.
-