-
Tokony ho Karazan’olona Manao Ahoana moa Ianareo?Fanompoana—1995 | Aogositra
-
-
Tokony ho Karazan’olona Manao Ahoana moa Ianareo?
1 Mihamanakaiky ny fotoana fampamoahana ho an’ny olombelona rehetra. Antsoin’ny Baiboly hoe “ny andron’i Jehovah” izy io. Izy io no fotoana hampiharana ny didim-pitsaran’Andriamanitra eo amin’ny ratsy fanahy; izy io koa no fotoana hanafahana ny marina. Ny olona rehetra velona amin’izay fotoana izay dia hampamoahina noho ny fomba nampiasany ny fiainany.
-
-
Tokony ho Karazan’olona Manao Ahoana moa Ianareo?Fanompoana—1995 | Aogositra
-
-
fitadidiana tsara ao an-tsaina ny andron’i Jehovah’,
-
-
Tokony ho Karazan’olona Manao Ahoana moa Ianareo?Fanompoana—1995 | Aogositra
-
-
4 Ny fitadidiana “tsara ao an-tsaina” ny andron’i Jehovah dia midika ho fitanana azy io ho eo amin’ny toerana voalohany amin’ny eritreritsika isan’andro, ka tsy hanilika azy io mihitsy ho eo amin’ny toerana tsy dia manao ahoana ao amin’ny takontakona. Midika ho fitanana ny tombontsoan’ilay Fanjakana ho eo amin’ny toerana voalohany amin’ny fiainantsika, izany. — Matio 6:33.
-