HARENA AVY AO AMIN’NY TENIN’ANDRIAMANITRA | 2 JAONA 1-13; 3 JAONA 1-14–JODA 1-25
Mila Miady Mafy Isika mba Tsy Hiala Amin’ny Fahamarinana
Nampirisika antsika i Jesosy hoe: “Miezaha mafy dia mafy hiditra amin’ny varavarana tery.” (Lk 13:24) Te hilaza izy hoe mila miezaka be isika raha te hampifaly an’Andriamanitra. Nilaza zavatra mitovitovy amin’izany koa i Joda, rahalahin’i Jesosy. Nanoratra izy hoe tokony “hiady mafy hiaro ny finoana” isika. Mila miezaka mafy isika raha te...