-
Efa Nanomboka “ny Fitsanganana Voalohany”!Ny Tilikambo Fiambenana—2007 | 1 Janoary
-
-
15, 16. Hazavao hoe nahoana no mifandray amin’ny fitsanganana voalohany ny Apokalypsy 6:10, 11.
15 Nitaraina ny ran’i Abela, lehilahy marina, satria naniry ny hampiharana ny rariny. (Genesisy 4:10) Mitaraina toy izany koa ny ran’ireo Kristianina maty noho ny finoany. “Niantsoantso mafy izy ireo hoe: ‘Ry Tompo Fara Tampony, izay masina sy marina ô, mandra-pahoviana ianao no mbola tsy hitsara ka tsy hamaly ny ranay amin’izay monina eny ambonin’ny tany?’ ”
-