-
Horohoron-tany Amin’ny Andron’ny TompoApokalypsy—Akaiky Ilay Fiafarana Miavaka!
-
-
Fa tonga ny andro lehiben’ny fahatezeran’izy ireo, ka iza no mahajoro?’ ”—Apokalypsy 6:15-17.
-
-
Horohoron-tany Amin’ny Andron’ny TompoApokalypsy—Akaiky Ilay Fiafarana Miavaka!
-
-
Horinganina ny olombelona nanaiky ho anisan’ny taranak’ilay menarana, rehefa horavana ny tontolon’i Satana. (Genesisy 3:15; 1 Jaona 2:17) Hanontany tena toy izao ny rehetra amin’izany: “Iza no mahajoro?” Toa te hilaza izy ireo fa tsy misy mihitsy ho afaka hijoro na hahazo ny fankasitrahan’i Jehovah amin’ny andro fitsarany. Diso hevitra anefa izy ireo, araka ny hasehon’ny bokin’ny Apokalypsy.
-