-
Lehibe sy Mahagaga ny Asan’i JehovahApokalypsy—Akaiky Ilay Fiafarana Miavaka!
-
-
“Ary taorian’izany dia nahita aho, ary novohana tany an-danitra ny toerana masin’ny tranolain’ny vavolombelona.
-
-
Lehibe sy Mahagaga ny Asan’i JehovahApokalypsy—Akaiky Ilay Fiafarana Miavaka!
-
-
15. Nahoana no tsy mahagaga raha nivoaka avy tao amin’ilay toerana masina ireo anjely fito?
15 Tao amin’ny tempoly fahiny tany Israely, dia ny mpisoronabe ihany no afaka nankao amin’ny Masina Indrindra, izany hoe ny “toerana masina.” Nisy ny endriky ny zavatra any an-danitra tao amin’io tempoly io. (Hebreo 9:3, 7) Manondro ny toerana misy an’i Jehovah any an-danitra ilay toerana masina.
-