-
Ilay Tanàna MamirapiratraApokalypsy—Akaiky Ilay Fiafarana Miavaka!
-
-
sady nanana ny voninahitr’Andriamanitra.” (Apokalypsy 21:9-11a)
-
-
Ilay Tanàna MamirapiratraApokalypsy—Akaiky Ilay Fiafarana Miavaka!
-
-
Tanàna ara-panahy manjelanjelatra izy io. Olona tsy mivadika 144 000 no ao anatiny. Mamirapiratra izy io satria masina sy ahitana taratry ny voninahitr’i Jehovah. Io ilay fiafarana miavaka ambaran’ny Apokalypsy!
3. Ahoana no ilazan’i Jaona ny hakanton’i Jerosalema Vaovao?
3 Mampiaiky volana ny hakanton’i Jerosalema Vaovao: “Toy ny vatosoa faran’izay tsara ny famirapiratany, dia tahaka ny vato jaspa mamirapiratra toy ny kristaly.
-
-
Ilay Tanàna MamirapiratraApokalypsy—Akaiky Ilay Fiafarana Miavaka!
-
-
Ny famirapiratany no nanaitra voalohany an’i Jaona. Mamiratra toy ny vehivavy ampakarina i Jerosalema Vaovao ka tena sahaza ho vadin’i Kristy. Ara-dalàna raha mamiratra tokoa izy io satria ilay “Rain’ny fahazavana eny amin’ny lanitra” no namorona azy.—Jakoba 1:17.
-