-
AkanyFandalinana ny Soratra Masina, Boky 1
-
-
“Efitrefitra.” Nadika hoe “efitrefitra” (Prot., TV) na “efitra” (Sg) ny hoe kinnim (heb.; “akany”) ao amin’ny Genesisy 6:14. Efitra kely tao anatin’ny sambofiara namboarin’i Noa izy ireny. Toy ny akanim-borona ireny satria nanome fiarovana sy fialofana ho an’ireo olona sy biby tamin’ny fotoana nisian’ny loza.
-
-
Hazo Misy DitinyFandalinana ny Soratra Masina, Boky 1
-
-
HAZO MISY DITINY
[Heb.: gôfer].
Hazo nanaovan’i Noa ny sambofiara, saingy tsy tena fantatra hoe inona izy io. (Ge 6:14) “Gofera” fotsiny no ao amin’ny Fandikan-teny Protestanta. Mety ho karazana hazo misy ditiny, hono, izy io, satria mitovitovy ny hoe gôfer (heb.) sy kôfer (heb.; “godorao”). Siprey izy io, hoy ny manam-pahaizana, satria mateza be sy tsy mora lo.—Jereo SIPREY.
-