-
Manàna Finoana Tahaka ny An’i Abrahama!Ny Tilikambo Fiambenana—2001 | 15 Aogositra
-
-
6, 7. Inona no toe-javatra nahakivy natrehin’i Abrama sy Saray, ary ahoana no namonjen’i Jehovah an’i Saray?
6 Tsy maintsy ho nahakivy an’i Abrama sy Saray izany toe-javatra izany! Toa saika nisy nisavika i Saray. Nomen’i Farao zavatra betsaka koa i Abrama, satria tsy fantany fa izy no vadin’i Saray, hany ka “nahazo ondry sy omby sy borikilahy sy andevolahy sy andevovavy sy borikivavy sy rameva” i Abrama.b (Genesisy 12:16) Tsy maintsy ho naharikoriko an’i Abrama ireny fanomezana ireny! Tsy nanary an’i Abrama anefa i Jehovah, na dia nety ho nahakivy aza ny tarehin-javatra.
-
-
Manàna Finoana Tahaka ny An’i Abrahama!Ny Tilikambo Fiambenana—2001 | 15 Aogositra
-
-
b Anisan’ny andevo nomena an’i Abrama tamin’io fotoana io angamba i Hagara, izay lasa vaditsindranon’i Abrama.—Genesisy 16:1.
-