-
“Mihirà ho An’i Jehovah”!Tahafo ny Finoan’izy Ireo
-
-
Mba faly koa ve i Miriama? Mety faly angamba izy tamin’ny voalohany. Niova anefa izy taorian’izay. Natahotra angamba izy hoe i Zipora indray no ho lasa vehivavy malaza indrindra eo amin’ny firenena. Na inona na inona antony, dia nahatonga azy sy Arona hilaza zavatra tsy nety izany. Lasa be fanakianana koa izy ireo. Nitaraina aloha ry zareo hoe tsy Israelita i Zipora fa Kosita.a Nanakiana an’i Mosesy mihitsy izy ireo avy eo. Nilaza izy ireo hoe: “Amin’ny alalan’i Mosesy ihany angaha no itenenan’i Jehovah, fa tsy amin’ny alalanay koa?”—Nomery 12:1, 2.
-
-
“Mihirà ho An’i Jehovah”!Tahafo ny Finoan’izy Ireo
-
-
a Ilay teny hoe “Kosita” eto dia mety hidika fa avy any Arabia, hoatran’ny Midianita hafa rehetra, i Zipora, fa tsy avy any Etiopia.
-