-
Fihetsika sy FanaoFandalinana ny Soratra Masina
-
-
Niankohoka teo anatrehan’ilay “lehiben’ny tafik’i Jehovah” i Josoa. Tsy hoe nivavaka tamin’ilay anjely akory izy, fa nanaiky kosa ny toerana ambony tanany sy niaiky hoe irak’i Jehovah izy io.—Js 5:14.
-
-
GilgalaFandalinana ny Soratra Masina
-
-
Voalaza fa nisy anjelin’i Jehovah niakatra ‘avy tany Gilgala ka nankany Bokima.’ (Mpts 2:1) Toa ilay anjely niseho tany Gilgala, taoriana kelin’ny niampitan’ny Israely an’i Jordana no tiana holazaina amin’ny hoe “tany Gilgala” eo. (Js 5:10-14) Mety ho io ihany àry ilay anjely niseho tany Bokima.
-